Hankany amin'ny vontoatiny

Saaremaa

Avy amin'i Wikipedia
Saaremaa

Saaremaa no nosy lehibe indrindra sy be mponina indrindra any  Estonia. Mirefy 2 673 km2 ny isam-poniny dia 31 435 mponina tamin'ny taona 2020. ao amin'ny Ranomasina Baltika, atsimon'ny nosy Hiiumaa ary avaratrandrefan'ny Hoalan'i Riga no misy azy. Manodidina ny 88 kilometatra ny halavan’ny avaratra-atsimo amin’ilay nosy, ary 90 kilometatra ny elanelan’ny teboka andrefana sy atsinanana indrindra.

Ny foibem-pitantanan'ny nosy dia ny tanànan'i Kuressaare.

Io no nosy fahefatra lehibe indrindra amin'ny Ranomasina Baltika aorian'i Zelandy, Gotland ary Funen

Jereo Koa

[hanova | hanova ny fango]