Hosodoko
Fiseho

Ny hosodoko dia taozavatry ny loko (ranoka, na vaingana) eo amina velarana (fametahana ilay loko) iray. Amin'ny taozavatra tsotra, io teny io dia mamisavisa ny asa sy ny vokatr'asa, lazaina hoe hosodoko. Afaka mandoko eo amin'ny rindrina, amin'ny taratasy, canvas, hazo, fitaratra, laky (laque), tanimanga na simenitra. Ny hosodoko dia mety voahaingo amin'ny volamena ; amin'ny hosodoko moderina sasantsasany dia misy materialy hafa toy ny vovoka, ny tanimanga sy taratasy. Ny hosodoko dia ataon'olona mahay sary na tia manao sary fa tsy mbola mahay amin'ny alalan'ny fitaovana (loko mazava ho azy io fitaovana io), mety ho tontolo, mety ho olona na biby ny sary atao amin'izany , mety ho zavatra hafa koa anefa.
Ny hosodoko amin'ny ankabobeny
[hanova | hanova ny fango]Tantara
[hanova | hanova ny fango]Fomba fandokoana
[hanova | hanova ny fango]Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Boky
[hanova | hanova ny fango]- Daniel, H., (1971) "Encyclopedia of Themes and Subjects in Painting; Mythological, Biblical, Historical, Literary]